Nududu,

Vary - Jollof

Dia sakafo ny vary Jollof.

Mila ... ianao.

  • vary
  • voatabia
  • sakay
  • sira
  • tongolo
  • hena na trondro
  • menaka
<< Mialoha | Manaraka >>