Nududu,

Vary - Waakye

Dia sakafo ny vary Waakye.

Tia an'i Waakye isika.

Mila ... isika.

  • vary
  • tsaramaso
  • voatabia
  • sakay
  • sira
  • tongolo
  • hena na trondro
  • menaka
  • gari
<< Mialoha | Manaraka >>