kasahorow Sua,

Loha, soroka, lohalika sy rantsan-tongotra.

Maso, sofina, orona sy vava.

Loha, soroka, lohalika sy rantsan-tongotra.
Lohalika sy rantsan-tongotra.

<< Mialoha | Manaraka >>